Ao Madagasikara ve ny andriamanitra egyptiana ?
Ny anaran’andriamanitra egyptiana izay andriamanitra masoandro dia - KHEPERA raha vao maraina - RᾹ raha atoandro ny andro - TUM raha vao maty ny masoandro.